Teny iditra | vokovoko volamena (vokovoko, volamena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikambanana famonjena sy fanasoavana antokon' olona: mampirisika hifady zava-pisotro misy alkaola sy mitandrina izay efa vonon-kifady [1.1] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | vokovoko manga | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |